|
|
|
|

Teny iditra1 mamono vorona
Singan-teny  2mamono, 3vorona
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mandrahona, mampitahotra ambony ihany, manao don-tandroka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to administer the tangena ordeal. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12