|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamono tena |
| Singan-teny | 2mamono, 3tena |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
51) manao izay hahafaty ny tenany, manapitra ny ainy.
62) ilazana ny olona tsy mihevitra izay mety hahafaty azy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to commit suicide.
8to labour hard, to be indefatigable. [1.2] 9to kill oneself. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10se suicider.
11se donner beaucoup de peine, de tracas. [1.3] 12se donner la mort, se suicider. [1.8] |
| Fivaditsoratra | 13 mamono tena, 14 manotomena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|