|
|
|
|

Teny iditra1 mamono sofina
Singan-teny  2mamono, 3sofina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mody tsy mandre izay lazaina, na tsy miraharaha izay zavatra henony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to pretend not to hear, to be deaf to orders. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7(litéralement tuer les oreilles) faire le sourd, ne pas vouloir écouter. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12