Teny iditra | mamono dindo | |
Singan-teny | mamono ; dindo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mandroaka matoatoa; manao izay hialan' ny avelo na fanahy ratsy mitady hisompatra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Chasser les revenants, exorciser [1.3] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Tovy hevitra | mamono lolo | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |