|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamondrake |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3manatavy, manesika mba hahatavy (omby, kisoa...): Añivo tsy vondrake koa anakandry (afovoany nefa tsy matavy toa andry).
[Tanala]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|