|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamolohontoña |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Tanala] mitera-tsetroka mitorajofo, setroka mibobobobo sy mipololotra: Misy tavy dia mamolohontoña iñ'eñe (misy ala voatevy mitera-tsetroka be irery)
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|