|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mamofoke |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Mahafaly] mamoaka avy ao ana-davaka, manao famokarana
[1.78] |
| Teny iditra (2/3) | 4 mamofoke |
| Sokajin-teny | 5 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 [Tanosy] manamaivoka (vary)
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 7 mamofoke |
| Sokajin-teny | 8 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 [Sakalava] mamela, mikapoka, mifamely
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|