|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamofeke |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3mamono, mikapoka, mively, mamofoka: Namofoke hafitsa aba aho alihany ko save nandia menaraña, koa lehe aho ko save nitsanga koke ny volo-katoko dia koa akoholahy hiady (Namofoka hafitra aho elaela izay ka nanitsaka menarana, izany tena nitsangana hatramin'ny volo-katoka mova tsy ireny akoholahy hiady ireny).
[Betsileo]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|