|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mametraka |
| Fototeny | 2petraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manao main' ny toerana anankiray: Mametraka boky eo ambony latabatra.
5Manome (zavatra) mba hotehirizina, manome (vola) mba hiteraka: Mametra-bola amin' ny banky. 6Manendry: Ny fanjakana no nametraka ahy eto. 7Manala, manesotra, manongana: Ny Filoha no mametraka ny mpiasam-panjakana. 8Mandefa, mandroaka, misaotra (vady): Antitra Rangahy vao nametraka ny vadiny. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9to place, to seat, to put down, to make to perch; to lay, as in stonework, etc..
[1.2] 10to set, to place, to lay down. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11mettre, placer.
[1.8] |
| Ohatra |
12 mametraka sakana maro ny finoana;
[2.445#]
13 Rahefa vita, dia mahazo mametraka fanontaniana ianao. [2.270#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|