|
|
|
|

Teny iditra1 mamely tampoka
Singan-teny  2mamely, 3tampoka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Mamely tsy ampoizina, mamely am-pitaka: Mamely tampoka ny fahavalo ka aoka ho malina mandrakariva. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12