|
|
|
|

Teny iditra1 mamefy
Fototeny  2fefy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manisy fefy, vala, zavatra miaro manodidina: Mamefy ny saha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to enclose; to make a fence, to hedge. [1.2]
6to fence in. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7clôturer. [1.8]
Ohatra  8 Ilaina ny mamefy ny sekoly. [2.117#]
9 Voalazany koa fa sarotra hatonina ny morontsiraka noho ny torapasika mamefy ny sisin-dranomasina. [2.508#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14mamefy tanana
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02