|
|
|
|

Teny iditra1 mamboy
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3manasa vody na fory, misasa (vehivavy). [Tanala] [1.78]
4manasa ny taova filahiana na fivaviana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5se laver l'organe génital et l'anus. [1.13]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Voambolana  9 Fahasalamana

Fivaditsoratra  10 maimbo, 11 mamboy, 12 miombà, miomba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03