|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mamary |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antambahoaka] manomboka asa vaovao
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 mamary |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 [Masikoro] (ombiasy) mijery ny andro tsara, miantoka ny fahatanterahan'ny fomba iray
[2.606#152] |
| Fivaditsoratra | mamary, 7 mamirà, mamira |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|