|
|
|
|

Teny iditra1 mamaritra
Fototeny  2faritra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manisy tsipika manodidina, mamala, mamangitra: Mamaritra tanimboly.
5Mametra: Ny tendrombohitra Bemaraha no mamaritra ny tanin' ny Sakalava aty atsinanana / Fa iza no mba hamaritra ny fahefako eto an-tokantranoko?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to mark out, to set boundary lines, to set dimensions.. [1.2]
Ohatra  7 Ny lalàna no mamaritra izany. [1.320#]
8 Ny toe-bola sy ny velaran-tany volena no mamaritra ny safidy. [2.117#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13mamari-body
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 mamaratry, 16 mamaritra, 17 mamiratra, 18 miramatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02