|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mamantsika |
| Fototeny | 2fantsika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandraikitra amin' ny fantsika: Ny iray firenena aminy ihany no namantsika an' i Kristy tamin' ny hazofijaliana.
5Mitana mafy, mikiribiby amin' ny vidin-javatra lazaina. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to nail, to make fast with nails..
[1.2] 7to nail. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8clouer.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 13 mamantsika |
| Fototeny | 14fantsika |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
16Enti-milaza ny atody efa ho foy ka ahitana ohatra ny tevi-panjaitra menamena: Efa mamantsika ireto atody telo ireto.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17to break or burst its shell, as a bird emerging from the shell..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|