|
|
|
|

Teny iditra1 mamalifaly
Fototeny  2falifaly
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao izay haharavoravo, hahamiramirana; mahavery dia, manambitamby. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to pacify, to appease.. [1.2]
6to cheer someone up. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7cajoler. [1.3, 1.8]
8distraire. [1.3, 1.8]
9apaiser, calmer, consoler. [1.3]
10contenter. [1.8]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  15 mamalifaly, 16 mamilafila

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12