|
|
|
|

Teny iditra1  mamadi-paisaña
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] mamadi-drazana, manao famadihana: Ny manaña aombe ro mate aombe sy mamadi-paisaña (Ny manan-karena ihany no maty omby fa tsy ny mahantra raha manao famadihana) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04