|
|
|
|

Teny iditra1 malefadefaka
Fototeny  2lefadefaka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Ohatra  4 Tsara feo izy, malefadefaka am-pihainoana. [2.285#]
5 Ny ankizy vavy kosa nifidy asa somary malefadefaka mifanaraka amin' ny toe-batany. [2.445#]
6 Manampy ny lahy koa anefa izy amin'ny asa fambolena malefadefaka toy ny famafazam-boa. [2.606#]
Kamban-teny rehetra  7fay malefadefaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08