|
|
|
|

Teny iditra1 malaza ratsy
Singan-teny  2malaza, 3ratsy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny mpamaritra milaza toetra hoe ratsy.
6Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ. [1.1#563]
Ohatra  7 Ny amiana dia karazan-kazo malaza ratsy ho mahavoa ny habokana [2.313#131]
8 ny fianakaviana mipetraka amin' ny fonenana mikororosy fahana sady malaza ratsy [1.369]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12