|
|
|
|

Teny iditra1 malamalama
Fototeny  2lamalama
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy misy marokoroko na maraorao; malambolambo: Malamalama ny lohan' ity zaza itỳ. [1.1]
Ohatra  5 Vato fohifohy malamalama izay no teo. [1.437#]
6 manify dia manify izy io ary efa niasa ela teto ka nanjary malamalama. [2.436#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12