|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 malaholaho
Fototeny  2laholaho
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Manan-tsiro masiatsiaka: Tsy tiako ity divay ity fa malaholaho izany. [1.1]
Tovy hevitra  5malaho

Teny iditra (2/3)6 malaholaho
Fototeny  7laholaho
Sokajin-teny  8 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9Enti-milaza olona madinika mason-koditra, malefaka toy ny volon' akondro. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10qui a la peau fine, veloutée et luisante; qui a le teint fin et luisant avec une couleur jaunâtre ou olivâtre. [1.3]

Teny iditra (3/3)11 malaholaho
Fototeny  12laholaho
Sokajin-teny  13 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14Reraka dia reraka efa ambavahoana. [1.1]

Fivaditsoratra  15 mahaloloha, 16 malaholaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12