Teny iditra | makotry | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taifasy] Maizina ny tany aman-danitra nefa tsy milatsaka ny orana, mangana, hatsatra [1.78] | |
Voambolana | Haitoetrandro | |
Fivaditsoratra | komatry, krômita, makotry, mikotra, mitroka, mokitra, trimoka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |