|
|
|
|

Teny iditra1 makondrokondro
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3matevina, matavy: Hoditsena makondrokondro am-bavampiasy: hotaentsy leo, atele mahakenda (Hoditra matevina am-bavan' antitra: tsakoin-tsy laitra, atelina mahakenda). [Betsileo] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12