|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 makamba
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3Lorsqu'on lie le riz en gerbes pour le transporter sur l'aire de battage, on donne ce nom aux brins mal attachés qui se dispersent et qu'il faut ensuite récupérer et battre séparément (Dubois, Dictionnaire betsileo).. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  4 Haizavamaniry

Teny iditra (2/2)5 makamba
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Anaran-kafa ilazana ny patsabe. [1.1]
8karazana patsabe. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9crevettes. [Tankarana] [1.19]
10crevette. [1.13]
11terme désignant la crevette dans la région du nord-ouest. [1.414#223]
Ohatra  12 Izaho mbola tsy niompy nefa azo ompiana, hono, ny makamba. [2.117#121]
13 Eo amin' ny fifanenan' ireo ranomasina sy ranomamy ireo no misy paompy lehibe izay mitroka sy manaparitaka io rano mankany amin' ny dobo maro dia maro izay iompiana ilay makamba na patsabe. [2.445#]
Voambolana  14 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  15 tsitsike

Fivaditsoratra  16 makamba, 17 mambaka, mambakà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03