|
|
|
|

Teny iditra1  makajany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tsimihety] Fomba fampanofana tanimbary ka ny tompony no miantoka ny masomboly ary isasahana ny vokatra rehefa tafaverina ny masomboly nosamborina [1.1]

Fivaditsoratra  makajany, 4 manjaika, 5 miakanja, 6 mianjaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04