|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 makafoka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tsy misy tsirony, tsy mba misy ranony firy fa maimaina, matsaboka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4pour les fruits tels que les oranges, spongieux qui ne donne pas assez de jus, desséché, on l'emploie aussi dans les sens de fade, de mauvaise qualité.
[1.196] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 7 makafoka |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9Karazan-kazo madinidinika..
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10nom d'un arbuste.
[1.3] 11nom d'un arbuste indéterminé d'après Grandidier et Malzac, dont les fruits sont comestibles, mais peu appréciés. 12Peut être un Citrus sauvage (Rutaceae).. [1.196] |
| Voambolana | 13 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|