|
|
|
|

Teny iditra1 majifa
Fototeny  2jifa
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Lany tapitra, fongana: Loza lahy ilay saka ratsy iny! Nataony majifa ny laoka sisa tao am-bilany. [1.1]
Kamban-teny rehetra  5majifa ny fananana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08