|
|
|
|

Teny iditra1 maizinkotro
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3comme maizinkitro. [1.3#12]
Ohatra  4 Izao no karazam-bakana nentiny: ny voahangy, ny sarihangy, ny kelisahilonaka, ny tsiambohitra, ny sangotsy, ny jijikely, ny maizinkotro, ny tsilaiby, ny vodilanitra, ny atodiosy, ny moraporitra, ny poabarahina, ny voavola, ny mahajizy, ny voahanginandriana, ny voahangindrano. [2.436#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12