|
|
|
|

Teny iditra1 maizin-kitroka
Singan-teny  2maizina, 3kitroka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5thick darkness. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6obscurité profonde. [1.8]
Ohatra  7 Efa maizin-kitroka ny alina vao taitra aho. [2.643#]
8 Na dia mainty sy maizin-kitroka aza ny alina, dia mbola miavaka amin' ny lanitra ihany ny tany [2.470#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12