|
|
|
|

Teny iditra1 maizina am-pototry ny mazava
Singan-teny  2maizina, 3fototra, 4mazava
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6enti-milaza ny olona tsy manam-pahalalanana tsy mahalala fomba eo afovoan' ny olona mahay sy mahalala fomba. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12