|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maizim-bolana |
| Singan-teny | 2maizina, 3volana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fotoana tsy ahitana ny volana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6the dark of the moon.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7le temps où la lune est invisible.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Kintana an-tapitrisany maro amin'ny haizim-bolana no nampitraka kely ny lohany ka toa nahitany fanantenana manjavozavo
[2.470]
9 Indray takariva maizim-bolana, nisy olona nisakana sy namely azy [2.470] |
| Voambolana | 10 Haikintana |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|