|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maivano |
| Fototeny | 2maivana |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana maivanina [Fitanisana] |
| Ohatra |
4 maivano izy fa mampalahelo erý ny mahita azy tsindrian' entana
[1.1]
|
| Fivaditsoratra | 5 maivano, 6 manavoy, 7 mañovay, 8 mavoina, 9 miavona, miavòna, 10 mivaona, 11 mivoana, 12 voamany |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|