|
|
|
|

Teny iditra1 maivan-doha
Singan-teny  2maivana, 3loha
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tsy manam-pieritreretana, tanora fanahy; manidintsidina; tsy mahadinika, tsy mihevitra tsara, miovaova hevitra. [1.1]
Tovy hevitra  6maivan-tsaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12