|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maitso lafika |
| Singan-teny | 2maitso, 3lafika |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza ny zaza fatra-panditsaka am-pandriana ka zary maitso hatrany amin' ny lafi-pandriana; ilazana ny ankizy mpivoaka am-pandriana (noho ny lafika na kidoro andriany tonga maitso fa lena lava).
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|