|
|
|
|

Teny iditra1 maitso akalo
Singan-teny  2maitso, 3akalo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny taona maha-mosarena (ny vary tsy misy hototoina, fa ny ravintoto fotsiny no mahamaitso ny akalo). [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12