|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maintisina |
| Fototeny | 2mainty |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao tonga mainty, lokoana mainty: Maintisiny amin' ny fanafody ny volony.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be blackened.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on noircit.
[1.3#419, 1.8] 7qu'on teint en noir. [1.3#419] |
| Ohatra |
8 fa ny singam-bolo-fotsy iray, tsy azon' olom-belona maintisina;
[2.59#60]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 13 maintisina, 14 mianian-tsy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|