|
|
|
|

Teny iditra1  main-kandriña
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] tsy mahalala menatra, tsy vaky atatra: Kilonga ko miadiady foana dia tsa main-kandrina lehe i Rakamisy ioio (Ankizy ka miadiady foana dia tsy mahalala menatra raha i Rakamisy io) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04