|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mainka |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Teny enti-milaza ny hevitra hoe: "hanao ahoana re raha toa ka..., ho bebe kokoa indray raha toa ka...": Antoandro ara mangatsiaka, ha mainka fa alina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4all the more; rather, especially (distinguish from maika).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5à plus forte raison, encore plus (à distinguer de maika).
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 6mainka fa |
| Fivaditsoratra | 7 ankamy, 8 kimana, 9 mainka, 10 manaky, 11 manika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|