|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 maimbo vava
Singan-teny  2maimbo, 3vava
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza olona misy fofon' aina maimbo noho ny aretina na ny tsy fahavarana manadio ny aty vava -- ny olona mpiteny maloto dia lazaina fa maimbo vava koa. [1.1]
Voambolana  6 Fahasalamana

Teny iditra (2/2)7 maimbovava
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny frantsay  9(de maimbo : qui sent, et vava : la bouche, allusion aux fruits comestibles).
10Leea guineensis var.
11cuspidifera
(Baker) Desc.
12(Vitaceae).
13Cette variété diffère surtout de la var.
14guineensis par la pubescence régulière de ses rameaux et des rachis des feuilles.
15Elle est répandue dans les forêts caducifoliées, sur les collines sableuses et calcaires.
16Fruit comestible, souvent recherché par les gardiens de boeufs.. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  17 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  18 maimbovava, maimbo vava, 19 miavom-bava

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03