|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maimbo tavo |
| Singan-teny | 2maimbo, 3tavo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5maimbo menaka, ilazana ny hena aharenesana ny fofomenaka nony masaka.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Maimbo tavo ny volon' io vehivavy io
[1.1#933]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|