|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maimbo raikona |
| Singan-teny | 2maimbo, 3raikona |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza ny fofon' ny taolana na tandroka voadotra.
6afa-baraka. 7enti-milaza toerana andrenesana fofon-javatra may. [1.1] |
| Ohatra |
8 maimbo raikona eran'ny trano!
[1.223]
9 Raha miara-monina amin'ny malahelo, aza dia manao maimbo raikona loatra fa malahelo ny miara-monina. [2.298] 10 maimbo raikona noho ny fatim-bolo nodorana no nanampy ny fofon-tsetroka tao an-trano, ary ny zanany mitentina arina no tsinjony mitokelakelaky ny hehy eo ampofoan-dreniny. [2.470] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|