|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mailo
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Malina sady kinga maso, feno fitandremana: Aoka ho mailo tsara ianareo fa ny ratsy tsy kely lalana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4prudent. [1.5]
Ohatra  5 Nefa aleo mailo ihany, fa ny mahery tsy maody tsy ela velona. [2.4#133]
6 Aoka isika ho mailo rehefa misy olona madio eritreritra nefa voafitaka ka miteny hoe : « Io fianakaviana io, fantatro daholo ny momba azy, lazainy amiko daholo. [1.369#]
Sampanteny 
Anarana :

Teny iditra (2/2)8 mailo
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny frantsay  10(« qui sent le pourri », contraction de maimbo : qui sent et lo : pourri).
11Solanum nodiflorum Jacq.
12(Solanaceae).
13Plante spontanée qu'on mange comme légume vert.. [Bara, Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  14 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  15 alimo, 16 Lò-amy, 17 lomay, 18 mailo, 19 maoly, 20 mialo, 21 milao, 22 miola, 23 molay, 24 omaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19