|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mailaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Kinga, haingana, mavitribitrika raha mandeha: Mailaka erỳ izy raha mandeha.
4Havanambanana, mahay no sady haingana: Mpiasa mailaka Rakoto. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5nimble.
[1.2, 1.7] 6brisk, active, sprightly. [1.2] 7quick. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8leste, adroit, agile.
[1.3#418, 1.8] 9habile, ingambe. [1.3#418] 10Dans son sens général, veut dire : qui rend leste, qui fait danser.. [1.196] |
| Ohatra |
11 mailaka izy raha mandeha (Il est leste quand il marche)
[1.3#418]
12 mailaka izy, raha manao zavatra (Il est leste et adroit quand il fait quelque chose) [1.3#418] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 25 mailaka |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
27Référence Léo Samat 55 : « sert à faire de la betsabetsa » (fichier Grandidier).
[Sakalava]
[1.196] |
| Teny iditra (3/3) | 28 mailaka |
| Sokajin-teny | 29 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
30Ny mailaka dia serivisy amin’ny aterineto izay ahafahan’ireo izay manana adiresy mailaka (kaonty) mandefa ary mahazo taratasy elektronika..
[5.mg.https://mg.wikipedia.org/wiki/Mailaka] |
| Voambolana | 31 Haitao |
| Fivaditsoratra | 32 mailaka, 33 malaika, 34 malakia, Malakia, 35 mialaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|