|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mahiratra
Fototeny  2hiratra
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mahita: Ny jamba sy ny mahiratra.
5Enti-milaza maso na saina mahita tsara, matsilo: Tsy azo fitahina iny fa olona mahiratra/ Mahira-tsaina.
6Enti-milaza mizana tsara izay mahita na dia lanjan-javatra faran' izay kely aza: Tsy misy tsy hitan' ny mizana mahiratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to have one's eyes open; to be able to see. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [1.8]
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)9 mahiratra
Sokajin-teny  10 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11mitandrina. [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  12 maharitra, 13 mahiratra, 14 miharatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08