|
|
|
|

Teny iditra1 mahery loha
Singan-teny  2mahery, 3loha
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5madi-doha sy be kiry ary sarotra ifampiraharahana sy ifanarahana. [1.1]
Mpanahaka  6 maheriloha

Fivaditsoratra  7 maheriloha, 8 mahery loha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12