|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahereza |
| Fototeny | 2hery |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mahery [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Ohatra |
4 mahereza ho lehibe haingana
[2.470#90]
5 mahereza, mahereza, hoy ny kiakiakany namporisika ireo miaramilany [2.895#156] 6 mahereza initady fa "ny kely haren-koman-dratsy; ny lany haren-dany haingo" [2.346#35] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|