|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mahazoto
Fototeny  2zoto
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4qui inspire la diligence, le zèle. [1.3#875]
Ohatra  5 koanefa, mahazoto ahy indray ny hamerin'azy hilaza izany haravoana nomen'Andriamanitra izany : Razeroma sy Rasendranoro tany antrano famatorana; [2.59#]

Teny iditra (2/2)6 mahazo to
Singan-teny  7mahazo, 8to
Sokajin-teny  9 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  10itokiana, mahatoky. [1.1]

Fivaditsoratra  11 mahatozo, 12 mahazoto, mahazo to

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02