|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahazava |
| Fototeny | 2zava |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4used with the same meaning as the verb manazava.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5qui peut éclairer, qui rend clair, distinct.
[1.3#870] |
| Ohatra |
6 Raha zahàko izay fiteny malagasy hafa mahazava izany, ny fanahy angaha dia ilay enti-mitondra tena.
[2.296#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|