|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahatsiahy |
| Fototeny | 2tsiahy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mahita ao an-tsaina olona na zavatra any lavitra na efa lasa taloha: Isaky ny mahatsiahy an-janany any am-pita izy dia misento.
5Mahatsiaro olona ka somary malahelo na manembona azy: Velon-tsento ny fo mahatsiahy. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6se souvenir, se rappeler.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|