|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mahasaikatra |
| Fototeny | 2saikatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manalasala, mahamenatra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to cause hesitation, to embarrass.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6faire hésiter, embarrasser.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Koa mahasaikatra sy manavia azy ery izany hoe hiava-kavaka amin' ny be sy ny maro, hamaky sehatra sy hivongana irery: satria toa dia manao ny tena ho inona!
[2.296#]
8 Mba ilaina ihany angamba ny milaza, na dia mahasaikatra ahy aza izany, fa nampanahy ahy teo am-piandohana ny tsy raharahako ireo fianarana totovorika rehetra ireo. [2.4#] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 12 mahasaikatra |
| Fototeny | 13saikatra |
| Sokajin-teny | 14 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
15embarrassing.
[1.7] |
| Fivaditsoratra | 16 mahasaikatra, 17 mahasaritaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|